Fifamoivoizana

Kaompania Air Mauritius « ilaina ny fitsinjovana ny mpanjifa »


  • Alarobia 20 Novambra 2019

Ho fitsinjovana ny mpanjifa dia mihena hatrany amin’ny 20% ny saran’ny sidina mankany amina toerana maromaro.

 

 Ankoatra ny any amin’ny Nosy Maorisy dia voakasik’izany ny mankany India tahaka ny mankany Delhi, Chennai ary Bangalore. Hitohy hatramin’ny 30 novambra ho avy izao ity hetsika ity hoy ireo tompon’andraikitra ao amin’ny Air Mauritius.

Tsirinasolo

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT