Fifamoivoizana

Fitaterana Manjaka tokana ireo Taxi moto


  • Alarobia 25 Martsa 2020

20.000 Ar ny saran-dalana hitondran'ny taxi moto ny olona iray mankany Imerintsiatosika. Nanomboka ny Alatsinainy teo no nitrangan'izany.

Miandahy miambavy mihitsy ireo taxi moto miandry sy miantso ireo mpandeha an-tongotra eny rehetra ankoatra ireo mananararaotra miantsona eny amin'ny toby fiantsonan'ny taxi-be. Mahazo 80.000 Ar isan'andro moa raha kely ny iray amin'ny ireny amin'izay raha araka ny fanadihadiana nataona raha tsy mihoatra ny 20.000 ar ny solika laniny. Raha tsiahivina anefa dia anisan'ny fitaovana fitateram-bahoaka mbola tsy manara-dalana ny taxi moto fa mangalatra miasa fotsiny ihany.Ary tafiditra ao anatin’ireo tsy mahazo mifamezivezy ihany koa toa ny taxi sy ny taxi be; efa nampitandrina ny manampahefana fa mahazo sazy henjana izay tratra.

 Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT