Fifamoivoizana

Moto Mahazo manao taingin-droa amin'izay


  • Talata 28 Aprily 2020

Anisan` ny fepetra nananosarotra ireo mpampiasa lalana indrindra ireo mpitondra moto ny tsy fanaovana taingin-droa.

 

 

 

 Efa lasa kolontsaina ho an` ny ankamaroan` ny Malagasy mantsy ny “moto”. Avela hanao taingin-droa, araka izany, ireo moto hoy Razafindrazaka Hector, talem-paritra ny faritra Analamanga eo anivon` ny polisim-pirenena, saingy kosa tsy maintsy manao aro-vava sy aro loha. Tsy voahaja mantsy ny elanelana iray metatra ka ny fanaovana ireo fitaovana ireo no entina hisorohana ny aretina “coronavirus”. Namafisiny ihany koa fa tsy maintsy manaraka ireo fanarahan-dalàna tanteraka tokony ho fantany sy tokony arahiny ireo mpitondra moto mba hisorohana ireo lozam-pifamoivoizana samihafa.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT