Fifamoivoizana

Visite technique Maimaimpoana ho an` ireo fiara fitateram-bahoaka


  • Talata 28 Aprily 2020

Ho fanampiana ireo tompona fiara fitateram-bahoaka eo an-drenivohitra sy manodidina sy ho fiatrehana ny famehana ara-pahasalamana, ny foibe fitsarana

 

 

fiarakodia dia mampahafantatra ny besinimaro fa maimaimpoana tsy andoavam-bola ny fanatanterahana ny fitsirihana ara-teknika [Visite technique] ireo fiara fitateram-bahoaka (zones urbaines et suburbaines) mandritra ny fotoana voafaritry ny famehana ara-pahasalamana. 15 andro no faharetan` ny fitsirihana ara-teknika azo havaozina izany arakaraky ny fivoaran` ny fahamehana ara-pahasalamana raisin` ny fanjakana. Takiana sy tsy maintsy asehon` ireo fiara fitateram-bahoaka kosa ny fahazohan-dalana mitrandraka ny zotra na “licence”hahafahany manao izany asa izany sy ny fanamarinam-piantohana (attestation d` assurance) manankery ny fiara. Manankery manomboka androany talata izany fepetra izany.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT