Fifamoivoizana

Fitohanan'ny fiarakodia Miverina tanteraka


  • Alarobia 29 Aprily 2020

Efa nanomboka amin ny 5ora maraina no mahazo mandeha ny fiara ary mijanona amin ny 3ora tolakandro,indrindra ho an ireo taxibe.

 

 

 

 Nahemotra izany ny fahazoana mivezivezy amin'ny alina. Raha ny lalàna misy eto an-drenivohitra izay nosoavin ny ben ny tanàna Andriantsitohaina Naina dia tena maro ary tsy maintsy hajaina. Ny fokontany 192 dia iharan'io avokoa ary voafaritry ny andininy faharoa ao amin ny lalàna io ny valiny. Miasa tanteraka ny didy fampandrosoana haingana?

Rabeso

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • RN22
  • Zoma 27 Novambra 2026

VAVANTENINA-ANTSIKAFOKA

  • Fanarenana
  • Alarobia 25 Novambra 2026

ny RN1 Bis

  • Fiara
  • Alarobia 25 Novambra 2026

tra-doza

  • RN6
  • Alarobia 25 Novambra 2026

Olona 2 indray matin’ny

  • Miainga
  • Talata 24 Novambra 2026

ny fanavaozana ny MADARAIL

  • Loza mahatsiravina
  • Alatsinainy 23 Novambra 2026

sesilany

Hijery ny tohiny
FTT