- Alakamisy 07 Mey 2020
Fifamoivoizana.Taxi be eto Antananarivo Tsisy zavatra tapaka, hiverina hiasa…
Nitohy teny amin’ny Tobin’ny Maki Andohatapenaka ny fivorian' ireo Vondron’ny mpitatitra.
Hamaky ny tohinyNitohy teny amin’ny Tobin’ny Maki Andohatapenaka ny fivorian' ireo Vondron’ny mpitatitra.
Hamaky ny tohinyNanamarika ny andro omaly ny adihevitra momba ny fitaterana teto Antananarivo sy ny manodidina.
Hamaky ny tohinyTsy misy taxi-be miasa intsony manomboka anio talata 05 Mey eto Antananarivo renivohitra sy ny manodidina.
Hamaky ny tohinyTsy manamaivana ny fatiantoka fa tsy vao androany io fa efa tany aloha, hoy ny Tale Jeneralin’ny Antokon-draharaha misahana ny fitaterana an-tanety na ny ATT Jeneraly Reribake Jeannot manoloana ny fanatsaharan’ny UCTU sy UCTS ny asany.
Hamaky ny tohinyAnkoatra ny fanaovana arotava dia anisan’ny paikady hampiasain’ny fanjakana amin’izao hahafahana miady amin’ny fiparitahan’ny COVID 19 ny fanosorana gel amin’ny tanana hamonoana ny bibikely sy mikraoba.
Hamaky ny tohinyHihamafy ny fanaraha-maso ny olona tsy manao aro vava amin'ity herinandro ity ka izay tratra tsy manao izany dia voasazy hanao asa fanadiovana tapakandro manontolo.
Hamaky ny tohiny