Fifamoivoizana

Taxi be eto Antananarivo Tsisy zavatra tapaka, hiverina hiasa…


  • Alakamisy 07 Mey 2020

Nitohy teny amin’ny Tobin’ny Maki Andohatapenaka ny fivorian' ireo Vondron’ny mpitatitra.

 

 

 Nivadika ho fihaonana tamin’ny ben’ny tanàna ny fihaonana tamin’ny Filoham-pirenena. Voalaza fa ny avy amin’ny UCTU ihany no nanao fihaonana. Maro ireo koperativa etsy andaniny no nilaza fa tsy mbola nahazo ny fanampiana ho azy ireo, toy ny mpitatitra eny Itaosy. Nilaza ny hiverina hiasa ireo mpitatitra rehefa tsy hita izay tena tatitra sy fehin-kevitra mazava mahakasika ny tontolon’ny fitaterana. Mbola hiadiana hatrany koa ny fiverenanan’ireo zotra rezionaly sy nasionaly.

 

Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT