• Zoma 24 Aprily 2020
Fifamoivoizana.Fiara tsy manaja fepetra Anjaran’ny mpitandro filaminana no mampiatra sazy

Nomarihan’ny tale jeneraly misahana ny fitaterana an-tanety, ny jeneraly Jeannot Reribaky, hatrany omaly fa manomboka amin’ny 5 ora maraina ka hatramin’ny 3 ora tolakandro ireo fiara fitateram-bahoaka no mahazo miasa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Aprily 2020
Fifamoivoizana.Fampiakarana saran-dalana any Itasy Arahina maso akaiky ireo fiara fitateram-bahoaka

Araka ny toromarika voaray tamin'ny ATT dia namafisina ny fandaminana momba ireo fiara fitateram-bahoaka mampifandray ny faritra Itasy sy Analamanga

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Aprily 2020
Fifamoivoizana.Taxi an'Antananarivo Mangataka hiasa hatramin’ny 3ora tolakandro

Mangataka ny hanitarana ny fotoana hahafahany miasa hatramin’ny 3 ora tolakandro tahaka ny taksibe ireo mpamily fiarakaretsaka amin’izao fotoana izao eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Aprily 2020
Fifamoivoizana.Ambohimanambola Taxi be iray niharan'ny sazy sahady

Toy ny fitaterana Taxi-be rehetra eto Iarivo sy ny manodidina azy dia nanomboka omaly alarobia ihany koa no niverina niasa ireo fiara miasa eto amin'ny kaominin'Ambohimanambola mampitohy an'Ambohijatovo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Aprily 2020
Fifamoivoizana.Taxibe Mangataka solika 50.000 ar isanisany

Niasa nanomboka omaly ny taxibe rehetra teto an-drenivohitra sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Aprily 2020
Fifamoivoizana.Taxi-be tsy mety miasa “Manana ny safidiny izy ireo” hoy ny UCTS

Ny talata teo dia maro ireo tomponà fiara fitateram-bahoaka no nitaraina fa tsy handray ny asa izy ireo raha tsy tonga ny fanampiana ho an` ireo mpamiliny sy reseverany.

Hamaky ny tohiny
FTT