• Alakamisy 23 Aprily 2020
Fifamoivoizana.Taxi be - UCTU Anio vao tena miasa

Na nisy aza ny filazana fa manomboka omaly no miverina miasa ireo fiara fitateram-bahoaka dia vitsy ireo nanatanteraka izany amin` ireo fiara fitateram-bahoaka miasa eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Aprily 2020
Fifamoivoizana.Antananarivo Miverina ny fitohanan'ny fifamoivoizana

Nitohana ny fifamoivoizana teto an-dRenivohitra taminà toerana maro toy ny teny Ankorondrano, Ambohidahy…

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Aprily 2020
Fifamoivoizana.Famendrahana ranom-panafody Taxi-be 160 isa no nenjehina omaly ho an’Itaosy

Mafy ny tsy nidiram-bola tao anatin’ny iray volana ho an’ireo tompona taxi-be, indrindra fa ireo mpamily sy ny mpanampy azy noho ny hamehana ara-pahasalamana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Aprily 2020
Fifamoivoizana.TAXIBE Antananarivo Miditra amin'ny 5 ora maraina ,mirava amin'ny 3 ora tolakandro

Nivory nandinika ny amin’izay fanapahan-kevitra mety horaisina mikasika ireo taxibe eto an-drenivohitra sy ny manodidina hiverina hiasa ny fivondronan’ny mpitatitra eto Antananarivo renivohitra, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Aprily 2020
Fifamoivoizana.Taksibe hiasa manomboka rahampitso Hentitra ny fepetra, notsinjaraina ho roa

Namoaka ny andinindinin’ny fepetra noraisina momba ireo zotra « suburbain » eto Antananarivo, heverina hiasa manomboka ny alarobia ary mandritry ny 15 andro manaraka ny Minisiteran’ny fitaterana sy ny fizahantany,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Aprily 2020
Fifamoivoizana.Fanagadrana olona Misy mizana tsindrian'ila ?

Mpamily namono olona teny tsarasaotra lalambaovao Nahazo fahafahana vonjimaika Nahazo fahafahana vonjimaika ilay mpamily fiara tsy mataho dalana 4.4 marika V8 namono nahafaty teo no hoe mpitaingina bisikileta teny amin ny lalam-baovao,

Hamaky ny tohiny
FTT