Fifamoivoizana

RN 13 Manararaotra ny haratsian` ny lalana ireo jiolahy


  • Zoma 03 Jolay 2020

Noho ny fahasahiranam-bahoaka izay mihalalina ateraky ny fihibohana, dia mirongatra ny tsy fandriampahalemana na eny ambanivohitra na eny antanan-dehibe.

 

 

 

 Amin’iny faritra Anosy iny ohatra, dia miaina ao anaty horohoro ny mponina noho ny fiakaran’ny dahalo mirongo basy sy zava-maranitra. Ny lalam-pirenena RN13, nohon’ny faharatsiany, dia matetika isehoan’ny fanafihana mitam-piadiana ny mpandeha sy ny mpamily fiarakoadia. Manantena vokatra azo tsapain-tanana anatin’ny fotoana fohy, araka izany, ny mponina indrindra any Atsimo izay efa mandry andriran’antsy noho ny tsy fisian’ny fandriampahalemana tato ho ato.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT