Fifamoivoizana

ZOTRA REZIONALY AO TOAMASINA Nitokona ny mpamily sy ireo mpiara-miasa aminy


  • Alakamisy 02 Jolay 2020

Tsy fanampiana intsony hoy ireo mpamily, ny mpanampy azy, ny mpanera ary ireo mpitazona guichets ao Toamasina no tadiavinay amin’ny fanjakana na dia hisy aza izany.

 



Efa herinandro marobe mantsy izy ireo no tsy niasa intsony ka anisan’ny hangatahiny mafy ny hisokafan’ny lalana hahafahany miverina miasa toy ny teo aloha indray. Tsy nahazo valin-teny mahafa-po avy amin’ny manam-pahefana anefa izy ireo nandritra ny fifampiresahana teo amin’ny roa tonta ka niverina nilahatra sy ntokona, omaly. Tsiahivina moa fa maromaro ireo zotra rezionaly ao Toamasina toy ny miazo an’i Foulpointe, Fenerive est….Notsindrian’ire­to mamelona ny zotra rezionaly ao Toamasina ireto moa fa vonona izy ireo ny hanaja ny fepetra ara-pahasalamana rehetra raha izay no miantoka ny fahafahany miverina miasa indray.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT