Fifamoivoizana

Tanjombato Torana ilay lehilahy lehibe nofaohan’ny moto


  • Alarobia 08 Jolay 2020

Nitrangana lozam-pifamoivoizana omaly maraina teny Tanjombato. Lehilahy lehibe iray manodidina ny 50 taona raha tombanana no nofaohan’ny moto tampoka raha variana nivarotra aron-tava mandehandeha teny amin’iny lalana iny.

 

 Torana tsy nahatsiaro tena avy hatrany ity lehilahy lehibe ity nandritra izany. Raha araka ny loharanom-baovao azo dia nandeha mafy tokoa ity moto nandona azy ity saingy ny fanadihadiana nataon’ny mpitandro ny filaminana ihany no hamaritra izany. Ireo olona nanatri-maso moa no nikarakara ity lehilahy lehibe ity ary raha ny vaovao azo farany dia nentina nanatona tobim-pitsaboana izy taorian’izany.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT