Fifamoivoizana

Taksibe zotra F Mampitaintaina sy mampitaraina mpanjifa


  • Alatsinainy 06 Jolay 2020

Mampitaraina sy mampitaintaina mpanjifa ny fiasan’ireo taksibe zotra F miala eo amin'ny CNaPS Ampefiloha mankany Ambatofotsy.

 1000 ariary ny saran-dalana rehefa mihoatra ny fasika eo Ankadimbahoaka, hoy ny mpanjifa iray. Mandray olona amin'izay itiavan'ny mpamily azy amin'iny By pass iny ny fiara ary rehefa tenenina dia milaza fa tsy misy fiantsonana voafaritra na “arrêt obligatoire” eny amin’iny faritra iny, hoy hatrany ny fanazavana. Mirifatra be dia mijanona tampoka fa hampiditra olona. Tsy mahagaga raha betsaka ny lozam-pifamoivoizana amin'iny By pass iny. Raha tsy tafajanona tampoka ny fiara aoriana dia hifandona eo, hoy hatrany ny fitarainan’ny mpanjifa.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT