• Alatsinainy 22 Jona 2020
Fifamoivoizana.Fifamoivoizana Be loatra ny mpitondra “moto” maty

Sesilany ny lozam-pifamovoizana tato ho ato ary ny mpitondra “moto” no tena sendra ny loza. Raha tamin` ity farany herinandro ity dia niisa telo ny loza vokatry ny fandehanana mafy teny amin` ny lalàm-pirenena voalohany ary maty avokoa ireo mpamily “moto”.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Jona 2020
Fifamoivoizana.Tetikasa Rocade Mbola tsy nahazo fanonerana ireo fianakaviana voaroaka

Naneho ny fitarainany tetsy amin’ny fonenan’izy ireo etsy Ankadindramamy, ampitan’ny Station Shell, omaly ireo tokantrano, isan’ny didin’ny fanjakana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jona 2020
Fifamoivoizana.Zotran-dalamby FCE Toby fiantsonana 6 no harenina

Ny taona 1925, tao anaitn` ny fanajjanaantanyy tanteraka, nihevitra ny toekarena eto an-toerana ireo mpanjanaka ka nanamboatra ny zotra lalamby mampitohy an` I Fianarantsoa sy ny faritra Atsinanana, tonga ao Manakara na ny Fianarantsoa Cote Est (FCE).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jona 2020
Fifamoivoizana.Fitaterana an-dranomasina Natsaraina ny politikam-pirenena ho tombony ara-toekarena

Efa vita tanteraka ny atrikasa fakan-kevitra farany tamin’ireo mpiantsehatra amin’ny fitaterana an-dranomasina rehetra. Atrikasa izay fankatoavana ny tetikasa momban’ny Politika Nasionalin’ny Fitaterana an-dRanomasina (PNTM) eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jona 2020
Fifamoivoizana.Tanànan’i Moramanga Mampitaraina ny mponina ilay « Dobon’Ingahy mera »

Mampitarain’ny mponina ao an-tanànan’i Moramanga Alaotra Mangoro indray ankehitriny ny fahasimban’ny lalana mirefy eo amin’ny 700 metatra mampitohy ny sampanan-dalana avy any Anosibe an’ala mandalo ny toeram-piantsonan’ny zotra Kofimanga sy Kompima hatreny Tanamandroso.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Jona 2020
Fifamoivoizana.Minisitry ny atitany “Afaka mandeha malalaka ny zotra rejionaly”

Nanamafy ny voalazan’ny Filoham-pirenena ny minisitry ny atitany sy ny fitsinjaram-pahefana sady Filohan’ny CCO Covid-19 fa ny distrika rehetra ankoatra an’i Toamasina I, Toamasina II, Moramanga, Fenoarivo Atsinanana ary ny Faritra Analamanga dia noezahina hiverina amin’ny laoniny ny fiainana andavanandro.

Hamaky ny tohiny
FTT