- Zoma 03 Jolay 2020
Fifamoivoizana.Analamahitsy Nosamborina avy hatrany ilay mpamily sy ny reseverany
Misy hatrany ireo mpitondra taxibe tsy manaja ny fepetra ara-pahasalamana no sady mandrisika ireo polisy hanao kolikoly.
Hamaky ny tohinyMisy hatrany ireo mpitondra taxibe tsy manaja ny fepetra ara-pahasalamana no sady mandrisika ireo polisy hanao kolikoly.
Hamaky ny tohinyNoho ny fahasahiranam-bahoaka izay mihalalina ateraky ny fihibohana, dia mirongatra ny tsy fandriampahalemana na eny ambanivohitra na eny antanan-dehibe.
Hamaky ny tohinyTsy fanampiana intsony hoy ireo mpamily, ny mpanampy azy, ny mpanera ary ireo mpitazona guichets ao Toamasina no tadiavinay amin’ny fanjakana na dia hisy aza izany.
Hamaky ny tohinyOmaly maraina hatramin’ny folo ora dia taxibe miisa 38 no tratran'ny Polisy tsy nanara-dalàna toy ny fanaovana taingim-be ….nefa mbola ao anatin’ny ady hatao amin’ny tsimokaretina COVID 19 isika.
Hamaky ny tohinyEfa-bolana izao no tsy afaka nifamezivezy intsony ny mponina ao anatin’ireo distrika maromaro any amin’iny lalam-pirenena faha-27 iny hany ka mihitsoka tanteraka ny vokatra.
Hamaky ny tohinyLehilahy iray 55 taona omaly alahady tamin’ny 02 ora maraina no tsy hita popoka hatramin’ny fotoana nanoratanay rehefa resin-tory teny ambony lakam-be iray avy ny Mahajanga ary latsaka tany anaty ranomasina.
Hamaky ny tohiny