Fifamoivoizana

Antananarivo Tsy hita akory izay fanamboaran-dalana nodradraina


  • Zoma 14 Aogositra 2020

Isan’ny fanambarana nataon’ny mpitondra fanjakana Malagasy ny fikojakojana ny làlana, fanentsenana ireo lavadavaka,...

 

 

 mandritra ny fihibohana. Efa tany amin’ny volana martsa no niresahana an’izany, saingy ny hita sy miharihary aloha, dia toa tsy nisy fanamboarana natao, raha ny hita eto Antananarivo Renivohitra. Betsaka ireo làlana feno lavadavaka, ao ny potika tanteraka, saingy toa tsy dia nisy fikitihina sy fanamboarana akory. Ny tetikasa nataon’ny fanjakana teo aloha no toa hany fikojakojana sy fanamboarana nisongadina. Zary lasa adihevitra ny zava-misy ankehitriny hoe: sao dia ny fanamboarana ny simba aloha no tokony himasoana fa tsy ny fandrodanana ny efa mijoro ?

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT