• Alatsinainy 29 Jona 2020
Fifamoivoizana.Fasan’ny Karana Nodiovina tanteraka

Nodiovina Nanaovana asa fanadiovana faobe teny amin’ny tobim-piantsonan’ny zotra rezionaly sy nasionaly, teny amin’ny Fasan’ny Karana afaka omaly sabotsy 27 jona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jona 2020
Fifamoivoizana.Betavoahangy Itaosy Nitsian’ny kamiao ilay moto

Nitrangana lozam-pifamoivoizana saika nahafatesan’olona teny amin’ny Betavoahangy Itaosy,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jona 2020
Fifamoivoizana.Faritra Atsinanana Manomboka amin` ny jolay ny fanamboaran-dalana

Mitohy ny asa fampandrosoana ao anatin` ny faritra atsinanana na dia eo aza ny ady amin` ny valanaretina “coronavirus”.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jona 2020
Fifamoivoizana.Ravinala Airports Hiova ny fomba fiasa atsy ho atsy

Varavarana hisokafan` i Madagasikara amin` izao tontolo izao ny seranam-piaranamanidina etsy Ivato.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Jona 2020
Fifamoivoizana.Sady efa tsy misy “gél désinfectant” Miverina ny taingim-ben’ny taksibe

Maro ireo fepetra fiarovana sy fisorohana ny valanaretina tsy voahaja. Tena goragora tanteraka izany amin’izao fotoana izao, izay antony lehibe mampiparitaka haingana dia haingana ny valanaretina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Jona 2020
Fifamoivoizana.Antananarivo renivohitra Taxi 100 no efa nahazo ilay “Licence” nomerika

Natomboka tamin'ny fomba ofisialy ny faran’ny herinandro teo ny fanaovana fahazoan-dalana na “Licence” nomerika ho an'ny mpitondra fiara karetsaka na “Taxi” eto Antananarivo renivohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT