Fifamoivoizana

Fitaterana Hivory ny ATT sy ny mpitatitra ?


  • Alatsinainy 17 Aogositra 2020

Misy ny loharanom-baovao mivoaka amin’izao fotoana izao, fa hisy fivoriana amin'ny 19 aogositra manomboka amin'ny 9 ora sy sasany ao amin'ny efitrano malalaky ny Cotisse Ambodivona.

 

 

Manasa ny filohan'ny koperativa zotra rezionaly sy nasionaly amin'izany ny Agence des Transports Terrestres (ATT), raha ny voalazan’io fampitam-baovao io hatrany. Ny 20 aogositra kosa ny fivoriana miaraka amin'ny filohan'ny koperativa miasa amin'ny zotra "suburbaines", manomboka amin'ny 9 ora sy sasany, ao amin'io toerana io ihany. Lohaveitra amin’io mazava ho azy ny mety ho fisokafan'ny zotra rezionaly, nasionaly miainga eto Antananarivo ary manodidina an'Antananarivo.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT