Fifamoivoizana

Araben’Antananarivo Feno lavaka miandry fanamboarana


  • Alarobia 09 Septambra 2020

Tsy hoe lavaka vokatry ny fahapotehan-dalana tsy nisy fikarakarana fa tena lavaka voafaritra natao ho arenina mihitsy no tsikaritra ho feno amin’ireo arabe sasantsasany eto Antananarivo ankehitriny.

 

 Izany hoe raha tsorina dia lavaka napetraka natao ho avaozina na amboarina sy iverenana rakofana tara. Efa tsikaritra hatramin’ny herinandro io saingy ny mahagaga dia hatramin’ny omaly dia mbola nahitana izany ihany. Lalana mihazo an’Ambanidia, Marohoho, Androndra sy ny maro hafa dia saika nahitana azy ireny avokoa. Fa rahoviana ihany izany no atomboka ny fanamboarana azy ireny satria isan’ny manimba fiara sy fitaovam-pifamoivoizana maro koa io lalana tsy tomombana io ? 


J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT