Fifamoivoizana

Tobim-piantsonana Ampasampito Hatao nomerika ny fitantanana


  • Zoma 11 Septambra 2020

Anisan’ny toerana lehibe ary betsaka mpivezivezy ny Gara Ampasampitso, izay tantanan’ny kaominin’Antananarivo renivohitra, hoy ny ben’ny tanana, Naina Andriantsitohaina.

 

Nidina nijery sy nitsidika izany ny tenako sy ny ekipa mba ahitana ny zava-misy. Hitako fa efa mila fanamboarana ihany koa ireo fotodrafitr’asa toy ny toeram-pivarotana tapakila, ny tokontany ary ny toeram-pidiovana. Ny toerana toy izao dia tokony ho madio, milamina, ary maoderina, mba ho mendrika ny mpandeha sy ny mpitatitra. Hisy ny tetikasa fanamboarana ity toerana ity ary hatao nomerika sy manaraka ny teknolojia ny fitantanana mba ho fanatsarana hatrany ny fomba fiasa, hoy izy.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT