Fifamoivoizana

Famandrihana Parking Nalan’ny CUA avokoa ireo tsato-by tsy ara-dalàna


  • Alakamisy 10 Septambra 2020

Niroso tamin'ny fanesorana ireo tsato-by tsy ara-dalàna izay mamandrika parking eto an-drenivohitra ny Kaominina Antananarivo Renivohitra, omaly.

 

 

Mihatery mantsy ny lalana ary mihasarotra ihany koa ny fitadiavana parking eto an-drenivohitra ka anisan’ireny ny eny amin'ny faritr’ Ambondrona sy Faravohitra. Nanomboka omaly ny asa. Mila maka fanomezan-dalana araka izany ireo izay mila izany ary ny « Commission Parking » ihany no manome ny fahazoan-dalana. Rehefa mahazo fahazoan-dalana ny olona iray dia « plaque mobile » ihany koa no hapetraka fa tsy tsatoby toy ny teo aloha intsony izay sady manimba ny arabe hoy hatrany ny avy eo anivon’ny kaominina Antananarivo renivohitra.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT