Fifamoivoizana

Taxibe nidiran’andro Nitsoaka polisy, avy eo nandona polisy


  • Alarobia 14 Oktobra 2020

Nosakanan'ny mpitandro ny filaminana ny taxibe iray mpitatitra olona eny amin’iny ny faritra Ambohimangakely iny, omaly.

 

 

  Nijanona ilay mpamily kanefa nirifatra tampoka ary nenjehin'ireo polisy nitondra moto. Teny Ankadiaivo ilay taxi-be no tratran'ny polisin’ Alasora saingy mbola nandona polisy iray teo am-panatanterahana ny asany indray ilay mpamily.Noho ny fisetrasetran'ity taxibe ity dia tsy nisy alaharo alaharo fa avy hatrany dia nosamborina ilay mpamily natao fanadihadiana raha nampidirina am-balam-pamonjana kosa ilay taxibe.

 Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT