Fifamoivoizana

Fanamboaran-dalana ao Menabe Hahazo ny anjarany ny distrika rehetra


  • Alatsinainy 26 Oktobra 2020

Nanomboka ny zoma teo ny fanamboaran-dalana andiany faharoa ao aminy Faritra Menabe.

 

 

 Lalana rarivato mirefy 2 km no amboarina ao an-tampon-tananan’i Morondava ankehitriny, raha ny fampitam-baovao. Araka ny nambaran’ny governora ao an-toerana, Serge Lucky Randriantsoa, dia samy hahazo ny anjarany avokoa ireo distrika miisa5 ao amin’iny faritra iny. Nodisoin’ity governora ity araka izany ny siosion-dresaka mikasika ny famerana ny fanarenana foto-drafitrasa ao an-toerana.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT