Fifamoivoizana

Mahajanga Mpitondra moto miisa15 tratra tsy nanao aro loha


  • Alatsinainy 26 Oktobra 2020

Mbola betsaka ireo olona mitondra moto tsy manao aro loha ho fiarovana ny ainy. Miisa 15 tamin’ireo 55 nosavaina sy nanaovana fanentanana no tratra tsy nanara-dalana ny sabotsy teo,

 

 

tao fiolanana Mahabibo Mahajanga. Voatery nosaziana moa izy 15 ireo, raha araka ny fantatra. Tsiahivina fa miezaka hatrany ny polisim-pirenena any an-toerana manentana sy mampianatra ireo mpitondra moto ho fiarovana ny ainy sy hisorohana ny lozam-pifamoivoizana.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT