Fifamoivoizana

Zaza 3 taona vofaokan’ny môto Maty tsy tra-drano, nivoaka ny betron-dohany


  • Alakamisy 22 Oktobra 2020

Zazalahy 03 taona nirava nianatra no maty teo noho eo voafoakan'ny "môto" tao Betoloha Ambandrika, ao anatin’ny distrikan’Ambandrika

 

 

 . Iny hiampita hanaraka ny bebeany nividy zavatra iny izy ireo no tra-doza ny tolakandron'ny talata 20 oktobra lasa teo, raha ny vaovao azo. Vokany, nivoaka ny betrondohan'ilay zaza, ka maty tsy tra-drano. Saika tratran'ny fitsaram-bahoaka ny mpamily"môto", izay efa notanan'ny mpitandro filaminana nanaovana fanadihadiana. 


Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT