- Alakamisy 08 Oktobra 2020
Fifamoivoizana.Taxi-moto sy taxi tsy manara-dalàna Mihamafy ny hazalambon’ny CUA
Niroso tamin’ny fidinana ifotony sy fisavana ny ekipan’ny sampan-draharaha misahana ny fitaterana eto anivon’ny CUA, niaraka tamin’ny komity stratejikan’ny taxi.
Hamaky ny tohiny