- Alatsinainy 12 Oktobra 2020
Fifamoivoizana.Pullman Alarobia Nitsoaka ilay fiara 4x4 nandona olona
Nitrangana lozam-pifamoivoizana teny amin’ny Pullman Alarobia ny Sabotsy teo.Fiara 4x4 miloko manga mitondra ny laharana vahiny no nifaoka tovolahy iray vao 21 taona ary lasa nitsoaka.
Hamaky ny tohiny