Fifamoivoizana

Lalana rarivato any Atsimo atsinanana Farafangana no hahazo anjara be indrindra


  • Alatsinainy 23 Novambra 2020

Amin’ilay 2 miliara ariary famatsiam-bolan’ny governoran’Atsimo atsinanana

 

 


natao hanamboarana lalana rarivato dia ny kaominin’i Farafangana no hahazo anjara be indrindra ao anatin’izany manoloana ny filana lalana misy ao an-toerana, hoy ny fanazavana. Lalana mirefy 2 km amin’izany rarivato izany no anjaran’ity kaominina ity raha toa ka 1,3 km no anjaran’i Vondrozo.
1,5 km avy no anjaran’i Midongy sy Vangahindrano ary 1,2km no an’i Befotaka. Toy ny efa hita tany amin’ireo faritra hafa moa dia miankina amin’ny toetry ny lalana sy filana izany hatrany no handaminana ity resaka fanamboarana ity, hoy ny fanamarihana.

J. Mirija

 

                    

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT