• Alakamisy 22 Oktobra 2020
Fifamoivoizana.Zaza 3 taona vofaokan’ny môto Maty tsy tra-drano, nivoaka ny betron-dohany

Zazalahy 03 taona nirava nianatra no maty teo noho eo voafoakan'ny "môto" tao Betoloha Ambandrika, ao anatin’ny distrikan’Ambandrika

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Oktobra 2020
Fifamoivoizana.Alaotra Mangoro An-dalana ny asa fanamboarana ny RN44

Efa miditra amin` ny vanim-potoam-pahavaratra isika izao. Mitebiteby fatratra ny mpampiasa ny lalana RN 44 mampitohy an’ Ambatondrazaka sy Moramanga amin’izao fotoana izao, noho ny fahasimban’ ity lalana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Oktobra 2020
Fifamoivoizana.Amboditsiry Maty nodomin’ny moto ilay mpangataka

Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahafatesana olona iray teny Amboditsiry teo akaikin'ny Lapara Pharmacie ny 8 oktobra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2020
Fifamoivoizana.Taxibe nidiran’andro Nitsoaka polisy, avy eo nandona polisy

Nosakanan'ny mpitandro ny filaminana ny taxibe iray mpitatitra olona eny amin’iny ny faritra Ambohimangakely iny, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Oktobra 2020
Fifamoivoizana.Taxi be - Zotra 154 Misy amin’ny 4 sasany hariva dia efa mijanona

Mikaikaika fatratra ireo mpanjifa ny zotram-pitaterana 154 izay miainga etsy Amboditsiry satria dia manodidina ny amin’ny 4 ora sasany hariva eo dia efa mijanona tsy mitondra mpandeha intsony ity zotra maro lalana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2020
Fifamoivoizana.Ankadilalana Tsy misy mpijery ilay lalana potika

Vao niandoha ny fihibohana no nilazana, fa hisy ny fanamboarana sy fikojakojana ny làlana. Nambara fa hamboarina ireo lavadavaka. Tsy izay no miseho eto Antananarivo fa mbola ny omaly tsy niova,

Hamaky ny tohiny
FTT