Fifamoivoizana

Ambatolampy Taksiborosy iray latsaka tany anaty rano


  • Zoma 27 Novambra 2020

Fiara mpitatitra olona, niainga tany Tsinjoarivo no tra-doza latsaka tany anaty rano

 

 

 

omaly teo amin'ilay toerana hoe "confiture" ao Ambatolampy. Tsy misy ny aina nafoy, fa nifampisokirina hivoaka ny fiara kosa ny mpamily mpanampy. Maro tamin'ireo mpandeha no naratra mafy vokatr’ity loza ity. Toerana isan’ny hahenoana trangana lozam-pifamoivoizana matetika amin’iny manodidina an’Ambatolampy làlam-pirenena faha-7 iny, toy ilay tamin’ny 21 oktobra teo Amboniriana nisiana fiara sprinter nifandona tamina Mercedes 412, izay nahafatesana olona 3 teo noho eo.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT