- Zoma 30 Oktobra 2020
Fifamoivoizana.Lakandranon’i Pangalanes Omena fiofanana ireo mpampiasa azy
Ao anaty fiofanana ireo "skippers" na mpitondra sambo vedety misy motera any amin'iny faritra atsinanan'ny nosy iny.
Hamaky ny tohinyAo anaty fiofanana ireo "skippers" na mpitondra sambo vedety misy motera any amin'iny faritra atsinanan'ny nosy iny.
Hamaky ny tohinyRaha lalana rary vato 10 km no toromarika nomen'ny Filoham-pirenena fa tsy maintsy ataon'ny faritra tsirairay dia efa mihoatra izany ary mbola hanao mihoatra lavitra izany aza ny Faritra Analamanga nanomboka ny 25 septambra 2019.
Hamaky ny tohinyLehilahy iray manodidina ny 55 taona omaly maraina tokony ho tamin’ny 06 ora no maty voahitsaky ny taxibe teo amin’ny làlana Rabotovao sy Rakotoarisoa Bernard akaikin’ny fiolanana etsy Soanierana miazo an’i Namontana.
Hamaky ny tohinyNivory nandinika maika ny toe-java-misy iainany ankehitriny ny mpitantana ny fiara karetsaka eto Antananarivo renivohitra ny faran’ny herinandro teo notarihin’ny filohan’ny FTAR Raharinirina Clemence.
Hamaky ny tohinyNanomboka ny zoma teo ny fanamboaran-dalana andiany faharoa ao aminy Faritra Menabe.
Hamaky ny tohinyMbola betsaka ireo olona mitondra moto tsy manao aro loha ho fiarovana ny ainy. Miisa 15 tamin’ireo 55 nosavaina sy nanaovana fanentanana no tratra tsy nanara-dalana ny sabotsy teo,
Hamaky ny tohiny