- Talata 14 Septambra 2021
Fifamoivoizana.Fanalefahana ny fitohanana Hidina ifotony hitety ny renivohitra ny polisy
Mahazo vahana tanteraka ny fitohanana eto an-drenivohitra sy ny manodidina amin’izao fidiran’ny mpianatra izao.
Hamaky ny tohinyMahazo vahana tanteraka ny fitohanana eto an-drenivohitra sy ny manodidina amin’izao fidiran’ny mpianatra izao.
Hamaky ny tohiny300 ny taxi-moto eto Antananarivo raha kely, tsy ho foana intsony io ary tsy maintsy hiasa na ao anatin’ny tsy ara-dalàna aza, hoy izy ireo.
Hamaky ny tohinyTapitra tanteraka ny hamehana ara-pahasalamana eto amintsika nateraky ny fiparitahan’ny valan’aretina Covid 19.
Hamaky ny tohinyMaika amin’ilay tetikasa flyover ny ankamaroan’ireo mponina ao anatin’ny distrikan’Antananarivo Atsimondrano. Lohalaharana amin’ireny ny mponin’Itaosy sy Ampitatafika.
Hamaky ny tohinySafotry ny fitohanan’ny fifamoivoizana omaly i Antananarivo nialohan’ny lalao nihaonan’ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra na ny Barea sy ny ekipan’I Benin.
Hamaky ny tohinyTsy ara-dalàna ny fahitanay ny fanapahana mikasika ny ‘’taxi-moto’’ tao amin’ny filankevitra monisipaly, hoy ny filohan’ny fikambanan’ny “taxi-moto”, Tsiritiana.
Hamaky ny tohiny