- Alarobia 01 Septambra 2021
Fifamoivoizana.Zotra nasionaly Mety hiakatra 15 ka hatramin’ny 20% ny saran-dalana
Mangataka ny hampiakarana ny saran-dalana ho 15 ka hatrany amin’ny 20 % ireo zotra nasionaly eto amintsika. Fantatra izany
Hamaky ny tohinyMangataka ny hampiakarana ny saran-dalana ho 15 ka hatrany amin’ny 20 % ireo zotra nasionaly eto amintsika. Fantatra izany
Hamaky ny tohinyMangataka ny hananganana tobim-piantsonana vaovao ireo mpitatitra mampiasa ny lalam-pirenena mianatsimo raha araka ny nambaran’ny lehiben'ny tobim-piantsonana eny amin'ny Fasan'ny Karana,
Hamaky ny tohinyNivoaka tamin’ny fahanginana ny sabotsy teo ireo vehivavy vadina mpamily fiara karetsaka na taxi eto Antananarivo renivohitra.
Hamaky ny tohinyAdihevitra tato ho ato ny raharaha “Taxi-moto” eto an-dRenivohitra izay handalo fandinihana amin’ny fivoriana tsy ara-potoanan’ny mpanolontsaina monisipaly ny 30-31 aogositra izao.
Hamaky ny tohinyNisehoana lozam-pifamoivoizana tetsy amin’ny fidinanan’Ambohijatovo hihazo ny tionelina ambanidia nifanandrify indrindra tamin’ny Minisiteran’ny tanora sy ny fanatanjahantena.
Hamaky ny tohinyLaharam-pahamehana ho an’ny Ministry ny fanajariana ny tany sy ny asa vaventy vaovao Hatrefindrazana Jerry ny asa fanamboaran-dalana mba hahafahan’ny olona sy ny vokatra mivezivezy
Hamaky ny tohiny