Fifamoivoizana

Taxibe Ivato Hodinihana anio ny fomba hamahana ny olana


  • Alatsinainy 11 Oktobra 2021

Hampahatsiahy indray ny fepetra voalaza anaty bokin'andraikitra sy ny lalana momba ny fitateram-bahoaka, anio alatsinainy 11 oktobra maraina izao, ny zandarimariam-pirenena ao Ivato.

 Hihaona ao amin'ny tranom-pokonolona Ivato tsena noho izany ny tompon’andraikitry ny fitaterana, ny avy amin'ny kaominina, ny zandarmariam-pirenena, ny solontenan'ny mpanjifa mpandeha taxibe Ivato, ny koperativam-pitaterana rehetra miasa ao Ivato, ny tompon'ny fiara, ny mpamily taxibe sy ny resevera. Tanjona ny hijerena ny marimaritra iraisana eo anivon’ny fitaterana miazo an’Ivato izay marihina fa tena miteraka olanabe eo anivon’ny fiainan’ny mponina andavanandro tokoa.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT