Fifamoivoizana

Niala moto Nifatratra tamin’ny rindrin’olona ilay kamiao


  • Alarobia 13 Oktobra 2021

Kamiao be iray niala mpitondra moto nifatratra tamin'ny rindrin'olona, omaly, tokony ho tamin'ny 3 ora tolakandro, tamin'iny lalam-pirenena faharoa mihazo an'Ambohimangakely iny Tsy nisy ny aina nafoy

, rah any fampitam-baovao voaray. Simba tanteraka ny lohan'ilay kamiao be. Raikitra ny adihevitra teo amin'ireo olona nanatrika sy ireo nitondra moto momba ny filazana ny manana ny fahadisoana sy ny manana ny fahamarinana. Tonga teny an-toerana moa ny Zandary nanao ny fandaminana ny fifamoivoizana sy nizaha ny zava-misy ifotony, raha ny fampitam-baovao hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT