• Talata 12 Oktobra 2021
Fifamoivoizana.Loza mahatsiravina - RN 7 11 maty, 15 naratra tany Ankaramena

Olona 11 no namoy ny ainy, ary 15 naratra vokatry ny lozam-pifamoivoizana niseho tany amin’iny làlam-pirenena faha-7 iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Oktobra 2021
Fifamoivoizana.Taxibe Ivato Hodinihana anio ny fomba hamahana ny olana

Hampahatsiahy indray ny fepetra voalaza anaty bokin'andraikitra sy ny lalana momba ny fitateram-bahoaka, anio alatsinainy 11 oktobra maraina izao, ny zandarimariam-pirenena ao Ivato.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Oktobra 2021
Fifamoivoizana.Lozam-pifamoivoizana Vokatry ny tsy firaharahiana ny 85%

Araka ny vokatry ny fanadihadian’ny DGSR (Diréction Générale de la Sécurité Routière), ny 5% amin’ny lozam-pifamoivoizana dia vokatry ny lsoka ara-teknika,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Oktobra 2021
Fifamoivoizana.Fitsirihana tany amin’ny RN7 Fiara 134 tamin’ny 680 tsy tomombana avokoa

Nanomboka ny 27 septambra 2021 teo ny hetsika fidinana tampoka eny an-dalambe notanterahin’ny teo anivon’ny Foibe fitsaràna fiarakodia tamin’iny lalam-pirenena faha-07 iny izay notarihin’Atoa RIJA Alberto

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Septambra 2021
Fifamoivoizana.Lohamasinina 4 lazaina hamelomana ny FCE “Efa maty kapoka, iray no mandeha ary tsisy frein”

Lazaina fa nisy lohamasinina 4 novidiana tany Espagne. Tamin’ny volana martsa 2020 no nambara fa ny fahazoana izany. “Masinina tsy ara-dalàna satria masinina efa nariana sy tsy miasa intsony tany Espagne.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Septambra 2021
Fifamoivoizana.Sprinter nivadika teny Amboadiafontsy Zaza iray namoy ny ainy, maro ireo naratra

Nitrangana lozam-pifamoivoizana teny Ambodiafontsy RN1 omaly tolakandro. Fiara sprinter iray no tra-doza niala tamin’ny làlana, lasa tany an-kady, ary nivadika.

Hamaky ny tohiny
FTT