• Alatsinainy 20 Septambra 2021
Fifamoivoizana.Lalam-pirenena faha-7 Miverina ny fanakanana sy fanafihana taksibrosy

Miverina mahazo vahana any indray ny fanakanan-dalana ataon’ny jiolahy sy ny dahalo any amin’ny làlam-pirenena fahafito na ny RN7.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Septambra 2021
Fifamoivoizana.Nanazava ny Ethiopian Airlines “Nanatanteraka ny toromariky ny fanjakana izahay…”

Malagasy 2, karana 5 saika ho any Dubai no noahiahiana ho nikotrika trafikana volamena teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato alarobia lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Septambra 2021
Fifamoivoizana.Lalam-pirenena faha-7 Fiara 4x4 nivadika, maty ilay ramatoa mpamily

Nisehoana lozam-pifamoivoizana indray tany.amin'ny RN7 akaikin’ny distrikan’ Ihosy omaly ka fiara 4x4 iray no niharan-doza tamin’izany

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Septambra 2021
Fifamoivoizana.Loza mahatsiravina teny Ampasapito Maty nodomin’ny fiara ilay polisy am-perin’asa

Polisy iray no namoy ny ainy teo am-panatanterahana ny asany teny amin’ny Rond Point Ampasapito omaly Talata, 14 septambra 2021 tokony tamin’ny 03 ora hariva.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Septambra 2021
Fifamoivoizana.Fanalefahana ny fitohanana Hidina ifotony hitety ny renivohitra ny polisy

Mahazo vahana tanteraka ny fitohanana eto an-drenivohitra sy ny manodidina amin’izao fidiran’ny mpianatra izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Septambra 2021
Fifamoivoizana.Fitaterana eto Antananarivo “Tsy ho foana intsony ny taxi-moto”

300 ny taxi-moto eto Antananarivo raha kely, tsy ho foana intsony io ary tsy maintsy hiasa na ao anatin’ny tsy ara-dalàna aza, hoy izy ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT