- Alatsinainy 25 Oktobra 2021
Fifamoivoizana.Mpandeha 146 tamin’ny Air Mauritius Malagasy nody an-tanindrazana ny 65%
Nigadona teto Madagasikara ny sabotsy 23 oktobra teo ny sidin’ny Air Mauritius nitondra olona miisa 146. Sidina voalohany taorian’ny fikatonan’ny sisin-tany nandritra ny 20 volana io.
Hamaky ny tohiny
