- Talata 09 Novambra 2021
Fifamoivoizana.Manao avo vava ny Minisitry ny asa vaventy “Manana 549 miliara ny FR ka izay 10% ve tsy ho voaloa…”
Somary nampiaka-peo sy nanangam-bovona ny Minisitry ny asa vaventy Atoa Gerry Hatrefindrazana omaly teo anatrehan’ny raharaha fitakian’ireo mpandraharaha nanao làlana ny volany, izay
Hamaky ny tohiny
