- Talata 07 Desambra 2021
Fifamoivoizana.Rocade d’Iarivo Nahazo foto-drafitrasa maro ny mponina
Mbola nisy ambiny ny vola nanamboarana ny lalana Rocade d’Iarivo novatsian’ny vondrona Eoropeana vola.
Hamaky ny tohinyMbola nisy ambiny ny vola nanamboarana ny lalana Rocade d’Iarivo novatsian’ny vondrona Eoropeana vola.
Hamaky ny tohinyEfa an-taonany no nampitaraina ny rehetra ny làlana miala eo Anosibe mifanandrify amin’ny Farmasia Volahanta, mandalo ny trano 5 sy ry Masera dia mihazo an’Anosipatrana,
Hamaky ny tohinyEzahina hovitaina mialohan’ny taona 2023 ilay fitaterana teleferika na transport par câble kasain’ny Fitondram-panjakana hotanterahina eto Antananarivo renvohitra hampihenana ny fitohanana lavareny.
Hamaky ny tohinyAnisan’ny taxibe tena mampitaraina fatratra ny mpandeha ny taxibe KOFIMI sy KOMAFILA izay samy miainga eny amin’ny CNaPS Anosy ka hatreny Andohatanjona sy Itaosy Cité.
Hamaky ny tohinyNiverina nihamafy ny hazalambo sy famongorana ireo “taxi-moto” eto Antananarivo. Tetsy Anosy no nanaovan’ireo polisy kaominaly izany ho an’ny omaly.
Hamaky ny tohinyFiara BMW iray no tra-doza omaly hariva mialoha kelin'Ambatomirahavavy raha hitodi-doha hiakatra hiazo an’ Antananarivo.
Hamaky ny tohiny