Fifamoivoizana

Lalana Ambato Boeny - Andranofasika Mampitaraina ireo mpampiaka-bokatra


  • Talata 22 Martsa 2022

Velon-taraina manoloana ny haratsian-dalana mampitohy an’Ambato boeny sy Andranofasika, eo amin’ny lalam-pirenena faha 4,

 ireo mpampiaka-bokatra any an-toerana, raha ny fanazavan’ny ben’ny tananan’Ambato boeny, Jean Valerien Rakotonandrasana. Lalana 23km, efa ho 30 taona tsy mety vita, hoy izy. Misy milaza fa efa vita izy io fa izaho ny zoma teo niala tany Ambato boeny, nandeha moto, hatrany Andranofasika. 40.000 ariary ny ofan’ny moto. Sahirana ny olona, indrindra, amin’izao fotoam-pahavaratra izao ary antony hanaovanay antsoavo amin’ny fitondram-panjakana io hoe mba jereo fa mijanona ho olana fototra ho an’ny kaominina ambonivohitr’Ambato boeny. Ny kaominin’Ankijaby, izay eo akaiky eo koa izao, lasibatr’izay, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT