• Alarobia 25 Mey 2022
Fifamoivoizana.Andranovelona-Ankazobe RN 4 Miitatra hatrany ny fahasimban’ny lalana

Miitatra hatrany ny fahavoazan’ny lalam-pirenena fahaefatra. Manomboka etsy Andranovelona dia efa feno lavadavaka ny arabe ka hatrany Ankazobe.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Mey 2022
Fifamoivoizana.Loza tany Bemasoandro - RN1 Tapa-tongotra ilay vehivavy nitaingina moto

Nitrangana lozam-pifamoivoizana tany amin’ny kaominina ambanivohitra Bemasoandro, lalam-pirenena voalohany ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Mey 2022
Fifamoivoizana.Andohan’Analakely Misimisy hohanina ihany ilay fandaminana vaovao

Omaly alahady 22 mey no natomboka ny andrana voalohany momba ny fiovana amin’ny fifamoivoizana etsy Andohan’Analakely.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Mey 2022
Fifamoivoizana.Ambanitsena Moto tafiditra tao ambany kamiao, olona iray no maty

Olona iray nitaingina moto ihany koa omaly no namoy ny ainy teny Ambanintsena any amin’ny lalam-pirenena faharoa. Raha araka ny vaovao azo dia nifanehitra tamin'ny kamiao iray lehibe ity moto izay nana taingin-droa ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Mey 2022
Fifamoivoizana.Andranomanelatra RN7 Mpitondra bisikilety maty nofaohin'ny kamiao

Nitrangana lozam-pifamoivoizana teo avaratr'Andranomanelatra amin’ny lalam-pirenena faha-7, fidinana hiditra ny tananan'Andranotsara,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Mey 2022
Fifamoivoizana.67 ha Misy maka ireo vatokely hanamboaran-dalana

Mihisatra tanteraka ny asa fanamboaran-dalana etsy amin’ny 67 ha, avy any amin’ny lalam-baovao mivoaka etsy Ambodin’Isotry.

Hamaky ny tohiny
FTT