• Alarobia 20 Jolay 2022
Fifamoivoizana.Famerana ny saran-dàlan’ny taksibe “Midika ho didim-panjakana ny tenin’ny Filoha”

Midika ho didim-panjakana nataon’ny Filoham-pirenena ny famerana ny saran-dàlana ho 600Ar taorian’ny dinika niarahana tamin’ny mpitatitra,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Jolay 2022
Fifamoivoizana.Manery ny Fanjakana “Hahita loza ny taxibe manao saran-dàlana 800 Ar”

“Tsy misy adihevitra intsony fa 600 Ar ny saram-pitaterana eto Antananarivo Renivohitra'', hoy ny tomponandraikitry ny Fitaterana an-tanàn-dehibe, ny kaomisera Ainanirina Albert Estel omaly alatsinainy 17 jolay 2022.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Jolay 2022
Fifamoivoizana.Mamo nitondra fiara Nanimba fananan’olona dia nitsoaka fa tratra ihany

Nitrangana toe-javatra mampalahelo teny amin’iny faritra Andoharanofotsy iny ny 15 Jolay lasa teo. Lehilahy iray efa mamo no nitondra fiara tsy mataho-dalana iray.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Jolay 2022
Fifamoivoizana.Resaka saran-dalana Fampiadiana ny samy Malagasy ?

Mahavariana fa rehefa mpitatitra, mpandraharaha malagasy dia misy avy hatrany ny teny midina, hoy ny mpanao politika, Feno Harisson.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jolay 2022
Fifamoivoizana.Fiakaran’ny saran-dalana Tsy andrenesam-peo mihitsy minisitry ny fitaterana

Tankina tsy nandrenesam-peo ny minisitry ny fitaterana nanoloana ny fampiakarana saran-dalana nataon’ireo mpitatitra izay namarana iny herinandro iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jolay 2022
Fifamoivoizana.Faharatsian-dàlana manerana ny Nosy Efa tena mampiteny ny moana ny zavamisy

Potika ny ankamaroan’ny làlana eto amin’ny firenena noho ny tsy fahampian’ny fikojakojana sy fanamboarana. Ny làlam-pirenena mihasimba,

Hamaky ny tohiny
FTT