• Alarobia 11 Mey 2022
Fifamoivoizana.Mpitatitra Misy miziriziry hampiakatra saran-dalana ihany

Tongotra mby an-dakana ho an’ireo mpitatitra eto an-drenivohitra sy ny manodidina ny fampiakarana saran-dalana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Mey 2022
Fifamoivoizana.Lozam-pifamoivoizana Misy fampianarana sy fanentanana goavana mila atao

Moto miisa 4 tamin'ny 5 tao anatin'ny herinandron'ny 2 hatramin'ny 8 mey no nahafatesana olona hoy ny borigady misahana ny lozam-pifamoivoizana na “Brigade des Accidents”.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Mey 2022
Fifamoivoizana.Olona efa nahazoazo taona Tsy tokony avela mitondra fiara irery intsony

Efa tafiditra ao anatin’ny olona marefo ny zokiolona. Raha vantany vao mihoatra ny 60 taona izy ireny dia efa tokony hisy fanaraha-maso manokana indrindra raha vantany vao mivoaka ny trano.

Fifamoivoizana.Ambohibao Antehiroka Ny Colas no hanamboatra ireo lalan-kely

Tena azo hanina tokoa ny lalana satria miantoka fampandrosoana ao anatin’ny faritra iray misy azy. Miroso amin’izany ny kaominina Ambohibao Antehiroka, distrikan’Ambohidratrimo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Mey 2022
Fifamoivoizana.Fitaterana sy fifamoivoizana Ireo antony hampidirana « fourrière » ny fiara

Maro ireo mpampiasa fiara no tsy mahalala izay antony hisakanan’ny mpitandro filaminana azy eny an-dalana ka mety handraisana fepetra hatramin’ny fampidirana ny fiara ho any am-balam-pamonjana na « Mise en fourrière ».

Hamaky ny tohiny
FTT