- Alarobia 08 Jona 2022
Fifamoivoizana.SOTEMA Mahajanga Nipotsaka ny atidohan’ilay tovovavy voadonan’ny taxibe
Nitrangana toe-javatra mampalahelo omaly maraina tao Tanambao SOTEMA Mahajanga. Tovovavy kely iray vao 15 taona monja no maty nodomin’ny taxibe iray raha iny handeha hiampita arabe iny.
Hamaky ny tohiny
