• Alakamisy 07 Jolay 2022
Fifamoivoizana.RN2-Lozam-pifamoivoizana Namoy ny ainy ny Tale Jeneralin’ny fandraharahana ny fonja

Niharan-doza ka namoy ny ainy omaly takariva ny Tale jeneralin’ny fandraharahana ny fonja (DGAP) Atoa Iramanjafinimalo Omega Rafaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Jolay 2022
Fifamoivoizana.Fanaovam-baksinin’ny covid-19 Hisy fitetezana sekolysy fiangonana eto Antananarivo

Raha 421 000 ny olona 18 taona mihoatra (50, 5%) nokendrena ho vita vaksiny amin’ity taona ity eto Antananarivo, dia voalaza fa ny 227 000 (27, 2%) no vita hatreto,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Jolay 2022
Fifamoivoizana.Habakabaka mikatona amin’i Afrika Atsimo Horaisin’ny filohq Ramaphosa ireo iraka Malagasy anio ?

Hisy delegasionina Malagasy horaisin’ny Filoha Afrikanina Tatsimo Cyril Ramaphosa rahampitso talata 05 jolay 2022 mba hiresahana ny hifampidinihana momba ny famerenana ny fifandraisana an’habakakabaka eo amin’ny firenena

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Jolay 2022
Fifamoivoizana.Fari-dranomason’i Menabe Misy sambo vahiny manao fitrandrahana tsy ara-dalàna

Tsy dia milamina loatra ny fari-dranomasin’i Menabe. Misy sambo vahiny manao fitrandrahana tsy ara-dalana mantsy any an-toerana matetika saingy tsy hita tampoka izy ireo noho ny toetr’andro izay somary ratsiratsy tato ho ato.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Jolay 2022
Fifamoivoizana.UCTU Tsy mbola hampiakatra saran-dalana indray anio

Asa na noho ny tahotra na noho ny antony hafa fa tsy mbola hampiakatra saran-dalana indray ny vondron’ny mpitatitra eto Antananarivo renivohitra na ny UCTU.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Jolay 2022
Fifamoivoizana.RN 44 tapany faharoa Vita ny 45% n’ny asa goavana

Na dia teo aza ny fahatarana tany amin’ny fanombohan’ny asa dia ezahana ho vita mialohan’ny vanim-potoan’ny orana ny fametrahana ny “couche de fondation”

Hamaky ny tohiny
FTT