Fifamoivoizana

Resaka saran-dalana Fampiadiana ny samy Malagasy ?


  • Talata 19 Jolay 2022

Mahavariana fa rehefa mpitatitra, mpandraharaha malagasy dia misy avy hatrany ny teny midina, hoy ny mpanao politika, Feno Harisson.

20% ihany no fiakaran'ny saran-dàlana na dia efa niakatra hatramin'ny 44% aza ny solika, hoy izy. Tsy misy mihevitra ny resaka fatiantoka sy ny hafa rehetra.Tsy misy vahaolana sy paikady matotra sy mazava avy amin'ny mpitondra. Nahoana tokoa no tsy hanaovana teny midina, baiko toa izao ihany koa ireo mpandraharaha vahiny amin'ny solika, ireo mpandraharaha vahiny mpanafatra, mpanjinjara ny PPN sy ny rehetra? Ho fampiadiana an-trano ny samy Malagasy ve ity resaka 600 sy 800 Ariary amin’ny saran-dalan’ny fiara fitateram-bahoaka ity, hoy hatrany ny tenany ?
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fifamoivoizana

  • MIHENA
  • Alarobia 23 Septambra 2026

NY FITOHANANA ENY AMORONAKONA

  • Fifindrana etsy Amoronankona
  • Alakamisy 17 Septambra 2026

Nirindra sy nahomby, efa tafafindra

  • Famindrana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

eny Amoronankona

  • Raharaha Fasan’ny Karana,
  • Alarobia 16 Septambra 2026

fanakanana ny RN7

  • Toby fiantsonana
  • Alarobia 16 Septambra 2026

Amoronankona

  • Loza teny Ambohidahy
  • Talata 15 Septambra 2026

Nidoboka am-ponja vonjimaika i Charles

Hijery ny tohiny
FTT