- Alatsinainy 04 Jolay 2022
Fifamoivoizana.Tetezan’i Manombe Hadinon’ny mpitondra
Vitsivitsy ireo tetezana tapaka tanteraka noho ny fandalovan'ny rivodoza Batsiraï sy Emnati tamin'ity taona 2022 ity ka isan'izany ny tetezana aty amin'ny fokontanin'Antsakaviro Mahasoa, kaominin'Andohan'Ilakaka,
Hamaky ny tohiny
