• Talata 19 Jolay 2022
Fifamoivoizana.Mamo nitondra fiara Nanimba fananan’olona dia nitsoaka fa tratra ihany

Nitrangana toe-javatra mampalahelo teny amin’iny faritra Andoharanofotsy iny ny 15 Jolay lasa teo. Lehilahy iray efa mamo no nitondra fiara tsy mataho-dalana iray.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Jolay 2022
Fifamoivoizana.Resaka saran-dalana Fampiadiana ny samy Malagasy ?

Mahavariana fa rehefa mpitatitra, mpandraharaha malagasy dia misy avy hatrany ny teny midina, hoy ny mpanao politika, Feno Harisson.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jolay 2022
Fifamoivoizana.Fiakaran’ny saran-dalana Tsy andrenesam-peo mihitsy minisitry ny fitaterana

Tankina tsy nandrenesam-peo ny minisitry ny fitaterana nanoloana ny fampiakarana saran-dalana nataon’ireo mpitatitra izay namarana iny herinandro iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jolay 2022
Fifamoivoizana.Faharatsian-dàlana manerana ny Nosy Efa tena mampiteny ny moana ny zavamisy

Potika ny ankamaroan’ny làlana eto amin’ny firenena noho ny tsy fahampian’ny fikojakojana sy fanamboarana. Ny làlam-pirenena mihasimba,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Jolay 2022
Fifamoivoizana.Kaominin'i Moramanga Jerem-potsiny ny faharotehan'ny lalana

Tsy hoe potika fotsiny fa tena azo lazaina hoe rotika mihitsy ankehitriny ny lalana ao Moramanga sy ireo mampifandray azy amin'ireo faritra manodidina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Jolay 2022
Fifamoivoizana.Fandraisana sidina avy any ivelany Nosokafana ny serananan’I Toliara sy Taolagnaro

Taorian’ny fisokafan’ny seranam-piaramanidina lvato Antananarivo, Mahajanga, Nosy Be, Antsiranana, Sainte-Marie ary Toamasina amin’ireo zotram-pítaterana avy any Turquie, La Réunion, Mayotte, Maurice,

Hamaky ny tohiny
FTT