- Alarobia 13 Jolay 2022
Fifamoivoizana.Krizy tsy voafehy intsony Ny vahoaka indray ve no ampiadiana e ?
Miharihary fa tsy voafehin’ny Fanjakana intsony ny krizy misy eto amin’ny tany sy ny firenena, ka isan’ny porofo mivaingana tsy azo ialana ny sondro-bidim-piainana, ny fiakaran’ny vidin-tsolika manampy trotraka ny krizy.
Hamaky ny tohiny
